NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 2
(1-47)

Eo amin’ny mpino islamo, ny tsy fifandraisana sy ny fizarazarana, ny tsy fifankazahoana sy ny fifahavaloana dia vokatry ny fizarana tahaky ny groupe sy ny hamafisandoha sy ny fialonana, dia mamparikoriko sy voasakana, manana vokadratsy sy tsindry azolena izany raha eo amin’ny fahamarinana sy ny teny manankery sy ny maha olombelona matotra  izany hoe maha islamo ny islamo, sy fiainana manokana sy ny fiainana eo anivon’ny tontolo ary ny fiainana arapanahy,ary poizina raha eo amin’ny fiainan’ny olombelona .

Ity fahamarinana ity dia ho fakafakaina araky ny fijery enina fotsiny avy anatin’ny fijery maro.   

NY LAFINY VOALOHANY:  araky ny fijery anakiray hoe tsindry azolena:

Ry  ianao izay mpanao tsindry azolena izay mamelona ny tsy fifankazahoana sy ny fifahavaloana eo amin’ny mpino islamo. Nahoana moa ka ianao anatiny sambo anakray na trano anakiray ka misy olona izay tsy manantsiny anaksivy sy ny mpanao ratsy anakray miaraka aminao. Dia diniho ny tsindry hazolena izay ataon’nilay olna anakiray raha to ka te hanimba ilay sambo sy te handoro ilay trano.
No Voice