NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 4
(1-47)

Raha ohatra ka ny fifankatiavana dia mitondra ny heriny izay avo indrindra eo anatin'ny fahamarinana ka hita ao anatin'ny fo-nolona iray dia manjavona ny fifahavaloana amin'izay fotoana izay, ary miendrika ho fananana inakinaka izy amin'izay.

Eny ny mpino iray dia tokony mitia ny mpino rahalahiny, ary tokony ho tia mihintsy. kanefa noho ny faharatsiany dia mangoraka ho azy koa. Tsy amin'ny alalany fepetra koa fa mety amin'ny alalan'ny famelankeloka no iezahana andrindrana azy. misy hadisy mifanaraka amin'izany dia hoe: " Ny mpino islam dia tsy tokony ho fampiavona sy tsy mifampteny mihoatra ny telo andro".

Raha ohatra ka avy amin'ny fifahavaloana diso tafahoatra lotra no atony mahatonga an'izany ka zany no hita ao anaty fo-nolona iray dia midika izany fa manjavona tsy hita ny firaisankina, ary miendrika toy ny fiezahana mampiseho ny toetra tsara fotsiny fa saingy tsy tena zay ny ita ao anatiny.

Ry anao izay mpanao tsindry hazolena! jereo izao ary: fa tena tsindry azolena tokoa ny fananana lolompo sy ny tsy fifampiresahana amin’ny mpino. Satria nahoana ohatra no ilazanao zavatra tsy eken'saina tahaky ny hoe ny vato kely reny dia mbola manankaja kokoa mhoatra ny KAABA ary mbola lehibe kokoa mhoatra ny vohitry ny UHUD, tsy fisainana mibaribary no ataonao amin'izany.

No Voice