NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 3
(1-47)

Fantanao fa dia te ihika mafy ianao noho ny faharatsiana ny tsindry hazolena izay nataon’ilay olona. Ka na dia anakiray ihany ny tsy manantsiny tao anatin’ilay sambo ka noho ny mpanao ratsy anaksivy dia tsy misy fitsarana manome alalana andentehana an’iny sambo iny.

Dia mitovy amin’izany koa ny hoe: vatan’ny mpino islamo izay anisan’ny  trano’ny Allah sy sambon’ny Allah ka dia tsy ho anaksivy fotsiny fa mety ho roapolo mihoatra ny  toetoetra tsy manantsiny tahaky ny IMANY, FINOANA ISLAM ary ny MPIRAY VODIRINDRINA izay ao anatiny, kanefa ialanao izany fa ilozanao mifantoka amin’ny tsy fifankazahoana sy ny fifahavaloana noho ny vokadratsy sy ny zavatra tsy tianao nataony noho ny toetra ratsiny,dia mitovy amin’izany koa ny fananana ertreritra ny handentika sy handoro an’ilay trano izay  ao anaty vatana, ary ny filavanao ny hanimba sy andentika azy fotsiny dia efa anisany tsindry hazolena  izay tena ratsy sy tsy misy indrafo mihintsy.

NY LAFINY FAHA ROA: Na dia eo amin'ny fijery ara-pahendrena aza dia tsindry azolena iany. kanefa mazava hoazy fa: Ny fifankatiavana sy ny tsy firaisankina dia mifanohitra tanterak tahaky ny hazavana sy ny haizina. ny dikany ankamarinana dia hoe tsy ho afaka itambatra mihintsy izy roa avy ireo.

No Voice