NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 7
(1-47)

NY LAFINY FAHA TELO:

وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ اُخْرٰـيـ

dia manaporofo ny fahamarinana tanteraka ao anatin'ny tsiambaratelon'io ayat io hoe; noho ny toetra ratsy anakiray izay hita ao anatin’ny mpino islamo anakiray dia resy tanteraka ny toetra tsara izay tsy manankeloka noho ny fifantohana amin’ny tsy fifankazahoana sy ny fifahavaloana, ary anisan'ny tsindry azolena tena diso tafahotra izany ary marihina fa raha avy amin’ny toetra ratsy manokana izay ananan'ny mpino izany dia mahatonga ny tsy fifampirsahana sy ny tsy hifankahazoana aminy ka izany dia mampiely ny fahavalo eo anivon’ny ankohonan’ izany mpino islamo izany, ao anatin'ny  اِنَّ الْاِنْسَانَ لَظَلُومٌ,na dia manambara  io ampahany sourat io farantampony mihintsy fa manambara ny tsindry hazolena lehibe nataonao na dia efa nampitandrina anao aza ny fahamarinana,didi-masina, sy ny fahendrena izay ao anatin’ny finoana islamo, dia nahoana anefa fa mbola manamarina ny tena nao ihany ianao, hoe milaza ianao fa” manana fahamarinana aho”

No Voice