NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 9
(1-47)

NY LAFINY FAHA EFATRA: Na dia ny fiainan'olona tsirairay raha jerena dia tsindry azolena.

Henoy ireto fitsipika mendrika araky ny fijery manaraka ireto:

Voalohany: amin'ny fotoana ahafantaranao fa ny lalanao sy ny hevitranao dia marina, manana alalana mteny anao hoe " ny lalako dia marina na hoe tena tsara" , fa kosa dia tsy afaka anao hiteny hoe " ny marina dia ny lalako ihany”.

وَعَـيْنُ الرِّضَا عَنْ كُــلِّ عَيْبٍ كَل۪يلَةٌ

وَلٰكِــنَّ عَــيْنَ السُّخْطِ تُبْدِى الْمَسَاوِيَا

raha jerena ny tsambaratelo fonosin'izany dia, ny fomba fijery nao izay tsy manana famindra-po sy ny hevitra tsy ampy dia tsy hafaka mitsara.Ary tsy manana fahafahana hitsara ny lalan’ny hafa amin’ny alalan’ny fanomezantsiny

Fitsipika faharoa: tokony ho feno fahamarinana ny ao aminao ka isaky ny teny nao dia marina foana. Kanefa kosa tsy manana fahafahana hiteny izay marina rehetra anao. Izay voalazanao dia tokony ho marina daholo.
No Voice