NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 8
(1-47)

Raha jerena tsara ny faharatsianana rehetra izay mahatonga ny fifahavaloana sy faharatsiana dia maizina mitovy amin’ny tany sy haratsiana,ary izany dia tsy tokony hiely sy hiantraika amin’ny hafa. Fa raha ohatra kosa ny olona hafa maka lesoka avy amin’izany ka manao ratsy dia zavatra hafa izay,ny hatsarana izay mahatonga fifankatiavana, dia hazavana tahaky ny fifankatiavana, dia mendrika azy ny hiely sy hiantraika. Ka noho izany ny teny hoe”NAMAN’NY NAMANA DIA NAMANA”dia lasa ho ohabolana. Ary mbola noho izany koa ny teny hoe”MITIA NY OLONA MARO  NOHO NY NAMANA ANAKIRAY” dia lasa malaza fantatry ny maro

Ho anao ry izay tsy manana indrafo! Na dia hitan’ny fahamarinana otran’izao aza, noho ny tsy fitiavana olona iray dia ny rahalahin'iny olona iny izay tsy manankeloka sy tokony hitiavina na sy ny izay akaiky an'iny olona iny koa dia iavonanao avokoa, raha olona mahatsapa ny fahamarinana anao dia fantanao fa anisan'ny mifanohitra amnin'ny marina tanteraka izany.

No Voice