NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 11
(1-47)

Na dia resy aza ny fahitana azy eo ivelana dia mifantoka amin’ny lolompo fona ao anati’ny fo ka mitarika ny fahavaloana, fa raha ohatra kosa ho valinao amin’ny hatsara izany dia mitarika fialan-tsiny,dia lasa ho rahalahinao izy

Ny teny

اِذَٓا اَنْتَ اَكْــرَمْتَ الْكَر۪يمَ مَلَكْـتَهُ

وَاِنْ اَنْتَ اَكْــرَمْتَ اللَّئ۪يمَ تَمَرَّدًا  

ny fototry ny mpino islamo dia ny mitaky ny fiantrana. Noho ny hatsara-panahy nao dia lasa manaiky anao izy. Na dia ambany haja azy izy amin’ny fahitana azy eo ivelany, eo amin’ny fijery arak’imany dia tsara fanahy. Raha tenenina hoe” ratsy ianao,ratsy ianao”ny olona tsara iray dia miharatsy, ary raha tenenina hoe” tsara ianao,tsar ianao” ny olona ratsy iray dia mihatsara” ary miseho matetika amin’ny fiainana izany. Raha izany dia

وَاِذَا مَرُّوا باِللَّغْوِ مَرُّوا كِرَامًا   وَاِنْ تَعْفُوا وَتصْفَحُوا وَتَغْفِرُوا فَاِنَّ اللّٰهَ غَفُورٌ رَح۪يمٌ 

henoy ny pitsipika ny kur’any masina, fa ao ny misy asambarana sy famonjena.

No Voice