NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 14
(1-47)

fahatelo manaraka, dia jereo ny heloka izay ao amin'ny tena nao tsy hitanao na koa tsy tinao ho ita, dia  iezaho jerena,ary omeo anjara koa ho azy. rehefa avy eo, raha ohatra ka eo anatrehan'izay anjara kely sisa tavela ka raha ohatra ka miaraka amin’ny famelankeloka sy famindram-po ary fahalalan-tanana no hamalianao an’izay anjara sisa tavela dia haingana ary mafatoky amin’ny fandresena ny fahavalonao,dia ho avotra avy amin’ny tsindry hazolena sy vokadratsy ianao.

Raha tsy izany dia hitovy amin'ny mpivarotra firavaka JWIFF mamo sy adala mividy fitaratra sy ranomandry amin’ny vidin’ny vatomahita, izay asa eto antany tsy mendrika ny ariary sy mandalo,mihelina,tsy mandrakizay, tsy manandanja,

hoatrany hoe hijanona mandrakizay eto amboniny tany eto miaraka amin'ny fitiavampananana diso tafahoatra sy fankahalana mandrakizay no hamalina azy,raha ohatra tsipihina amin’ny teny mahery,dia tsindry hazolna na koa fahaverezan-tsaina . Ary anisan’ny karazana adalana iray.

No Voice