NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 16
(1-47)

Raha miteny anao hoe: "Ny fifehezan-tena dia tsy ampelatanako, fa efa misy fifahavaloana ny ato anaty rafitrako, sady nampatezitra ahy izy ireo, dia ny fahavaloana ato anatiko dia tsy voatazoko"

-Valiny: Raha ohatra ka Ny toetra rasty sy ny aratsiana ka tsy mamoaka sy asany,tsy manao asaratsy tahaky ny fifosana,ary mahatsapa ny adisoany dia tsy manome vokadratsy. Efa fantatrao fa tsy ampelatananao ny fifehezan-tena, ary tsy tafiala anao, fahatsapana nenina, fanaovana TAOBA sy fanaovana ISTIGFAR miafina, izany hoe fahatsapanao ny fahotanao , ary ny fahatsapanao fa diso ianao miafina sy dia manavotra anao avy amin'ny faharatsian'izany rehetra izany. Sady efa nosoratanay izany lohatenin’ny hafatra izany,mba hanosihany hibebaka, tsy manao ny izay tsy rariny ho marina, ary tsy manameloka ny fahavalonao izay marina ho tsy ara-drariny

- Ny zavatra izay mendrika marihina tsara: Nisy fotoana, noho ny mpanohana manana nia ratsy hitako: Ny olona mpino iray mpanana fahalalana dia mampihena ary mahasaky manameloka hoe KAFIR ianao amin’ny mpanampahaizna manohitra ny hevitran’ny politika, izay nahavita nampihena sy manameloka ho KAFIR. Ary midera ampahendrena ny mpihatsaravelatsihy izay amin’ny heviny manokana. Ka avy tamin’ity vokadratsin’ny politika ity no n ampihorohoro ahy,

No Voice