NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 18
(1-47)

-Valiny: Miteny izahay ao amin'ny fanontaniana voloany hoe: Ny fiadiankevitra ao amin'ilay Hadis dia, fiadiankevitra positif, Izany hoe: Ny tsirairay dia miezaka manatsara sy mankalaza ny lalany(asa). Fa kosa tsy miezaka manapotika sy manafoana ny lalana(asa) hafa fa mety miezaka manatsara sy mandravaka an’ilay izy.Fa kosa ny fiadinkevitra negatif dia miezaka mifandentika ny tsirairay amin’ny alalan’ny finiavana ratsy sy mahavaloana,ka tsy ekena izany ra araky ny Hadis. Satria ny tsirairay mifandendika dia tsy mahavita manao asa positif.

-Dia miteny koa izahay amin'ny fanontaniana faharoa hoe: Raha ohatra ka ny fanohanana group iray amin’ireo groupe ireo ka amin’ny anaran’ny Allah , dia mety ho fialofana ho an'ireo izay marina. Fa saingy raha amin'izao fananana finiavana ratsy tahak’izao manohana groupe noho ny Nafs, dia fialofana ho an'ireo tsy manana fahamarinana, dia miendrika hoatra ny toerna ianteheran'izy ireo, Satria raha ohatra ka tonga amin'ilay groupe mpanao ratsy ny satana dia manampy ny hevitrany ka mitony ho groupe, dia hoatrany hoe miteny famindrampo ho an’ny satana izy. Ary raha ohatra ka nisy olona iray izay hoatrany anjely tonga tamin'ilay olona etsy andaniny,sanatri! hanao tsy rambina ka ahavoahozona azy

No Voice