NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 17
(1-47)

Niteny aho hoe:

اَعُوذُ بِاللّٰهِ مِنَ الشَّيْطَانِ وَالسِّيَاسَةِ

nanomboka tamin'izany dia niemotra avy amin'ny fiainana politika ny tenako.

 

NY LAFINY FAHA DIMY:  Ny fiainana rehefa jerena eo anivon'ny mponina rehetra dia manazava azy fa ny hamafisan-doha sy fanohanana dia manome voka-dratsy

- Raha tenenina ny ao anaty hadis hoe:

اِخْتِلَافُ اُمَّـﰿﱎ رَحْمَةٌ

Ny fiadinkevitra dia mahatonga ny fanohanan’ny andaniny. Sady ny aretina manohana(andaniny na ankilany),dia manavotra ny izay voa tsindry hazolena avy amin’ny fahoriana ataon’ny olona ambony saranga. Satria raha ny mpitarika rehetra ao anatin’ny tanana ka mitambatra ho ray dia mandripaka ny ireo olontsotra. Raha misy ny fitambarana groupe dia ny olona voan’ny tsindry hazolena mitady fanohanana avy amin’ny groupe anakiray, manavotra ny tenany. Sad avy amin'ny fiadiankevitra sy ny tsy fitovian-kevitra hivoahan’ny fahamaririnana rehetra.

No Voice