NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 15
(1-47)

Ka noho, raha ohatra ka tianao ny tenanao dia aza omena lalana ho tafiditra ao amponao ny lolompo sy fieritseretana valifaty fa manome vokadratsy ho any fiainana manokana,fa raha tafiditra any amponaozy dia aza henoina ny teniny.

Jereo,i Hafiz-I Shirazi izay mahita ny fahamarinana, henoy:

دُنْيَا نَه مَتَاعِيسْتِى كِه اَرْزَدْبَنِزَاعِى

Izany hoe "ny tontolo dia tsy harena mihintsy ka ho mendrika hifandirana". satria noho izy tsy mandrakizay sy mandalo io ihany dia tsy misy lanjany. Raha toy izao Ny tontolo ngeza be ity zao otran'zany dia tsapanao amzay fa tsy misy dikany ny asa kely izay ao anatiny...

  -Sady niteny izy hoe:

آسَايِشِ دُوگِيتِى تَفْسِيرِ اِينْ دُو حَرْفَسْتْ

بٰا دُوسِتَانْ مُرُوَّتْ بۤا دُشْمَنَانْ مُدَارَا

Izany hoe:"Ny asambarana sy hatsarana eo amin’ny tontolo anakiroa(eto antany sy any ankoatra) dia mampahomby ny tafsir’ny andianteny anakiroa izay hoe: miaraka amin’ny fanehoana fahalalan-tanana eo anatrehan'ny namana rehetra, ary miezaka mampiseho ny fifandraisana eo anatrehan'ny fahavalo"

No Voice