NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 20
(1-47)

وَالْبُغْضُ ﯺﰆ اللّٰهِ وَالْحُكْـﮥُ لِلّٰهِ

Ireo principe ireo raha ohatra ka tsy jerena tsara dia, lasa manao tsindry hazolena fa tsy ny fitsarana ny marina sy ny diso.

-Ny tantara izay mety akana lesona : Nisy fotoana iray, Imam Ali(r.a) nampianjera ny Kafir iary, rehefa notsoahany ny sabatrany ka hanapaka izy dia  nororainy'ilay kafir izy,ka navelany ilay kafir, ary niteny ilay kafir nanao hoe:" fa naninona aho no tsy notapahinao?", Dia niteny izy nanao hoe:" saika ho tapahiko noho i Allah anao, fa saingy efa nororainao aho, tezitra aho,noho efa nifangaro ny fihetseham-poko rehetra ka dia very ny fihatsaram-poko, ka izany ny antony tsy nanapahako anao". Dia niteny ilay kafir hoe: " mba anapahanao aho malaky kokoa no nanaovako zavatra nampateztra anao,kara raha feno fahadiovana sy fahalemena hoatr'izao ny finoanareo dia finoana marina izany"

- Dia tantara tsara ho tandremana koa: indray andro nisy mpitsara anakiray, rehefa nanapaka ny tanany mpangalatra izy, dia noho izy nampseho atezerana tamin'io fotoana io dia voaroakan'ilay mpitondra avy tamin'ny asany izy, satria tokony mba notapahiny tamin'ny anaran’ny didin’i Allah ilay izy.
No Voice