NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 23
(1-47)

Eo anatrehan’ireto fahavalo ireto, ny fitaovana mahery vaikanao sy lavaka fiarovantenanao sy rindrina fiarovantenanao dia ny firahalahiana ara-pinoana islam.Fantaro sy mifohaza fa ny fanozonkozonanan’ity rindrina farovantena ity amin’ny fahavaloana kely sy fialan-tsiny dia fantatrao ve fa tena anisan’ny zavatra mifanohitra amin’ny feon’ny fiheritseretana sy tombontsoan’ny islamo.

Ny voalaza anatin'ireo Hadisy dia: Amin'ny andro farany, ny olona tahak’I DAJJAL sy SOUFIAN izay mahery sy mampididoza, dia ho tonga alohan’ny fara andro ka hitarika ny ireo mpisara-bazana sy tsy manampinoana ka hanararaotra ny fitiavam-bola tafahoatra sy fisaraham-bazan’ny tontolon’ny islam sy ny olombelona,mamoaka faka-panahy eo amin’olombelona sy manatratra babo ny tontolon’ny islamo izay lehibe ity amin’ny alalan’ny hery izay farany kely.

Ry anareo izay mpino! Raha tsy tianareo ny ho afa-baraka tafiditra anatin'ny hababoana, dia manana fisanana!Eo anatrehan’ny mpanao tsindry hazo lena izay manararaotta ny fifndiranareo dia makao hery ao anatin’ny

No Voice