NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 24
(1-47)

اِنَّمَا الْمُؤْمِنُونَ اِخْوَةٌ Izay rindrina fiarovantena ianareo.Raha tsy izany dia tsy voavonji nareo ny ainareo ary tsy ho voaharonareo ny zonareo .Efa fantatra fa raha ny olona mahery fo anakiroa mifamono dia na dia zazakely iray afaka mandaroka izy roa. Raha ohatra ka eo ambony mizana anakiray ahitana vohitra anakiroa mitovy lanja dia na dia vato kely iaray fotsiny raha apetraka eo amin'ny iray dia efa manimba ny lanjany ary afaka milalao miaraka amin’izy ireo, lasa miaka-mihidina ny lanja.

Ry anareo izay manana imany! Noho ny fitiavam-bolanareo sy tsy fifankazahoanareo amin’ny fitazomana groupe dia mihena ny tanjakanareo, ka mora resin’ny hery kelin’ny fahavalo ianareo.Raha ohatra ka manana fifandraisana amin’ny fiainana ara-tsosialy nareo ianareo,dia ataovy tahaky ny principe-ny fiainanareo iti principe avo ity

اَلْمُؤْمِنُ لِلْمُؤْمِنِ كَالْبُنْيَانِ الْمَرْصُوصِ يَشُدُّ بَعْضُهُ بَعْضًا

ka avoty avy amin’ny fahantran’ny tontolo sy fahoriana any ankoara ny tenanareo.

No Voice