NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 27
(1-47)

Eny, ny fitiavam-bola tafahiatra dia maneho fiantraikany ratsy eo amin’ny tontolon’ny zava-mananaina izay faribolana farany lehibe hatramin’ny tsirairay farany kely. Fa raha filana RIZIK dia ampanetren-tena ho an’ny Allah( noho ny fivelomana),mifanohitra amin’izany,dia mahatonga fampiononana; ary maneho fiantraikany tsara amin’ny toerana rehetra. Ny hazo izay manome voan-kazo sy ny zavamaniry izay manana karazampiainany manokana sy mihantran amin’ny RIZIK dia, noho izy mijanona amin’ny toerany ampanetren-tena sy afa-po tsy mampiseho fitiavan-karena dia miazakazaka manatona azy ny RIZIKI. Dia mbola maro mihoatra ny biby ny zanaka tezain’izy ireo. Fa ny Biby dia noho izy manenjika ny RZIKY amin’ny fitiavankarena dia miaraka amin’ny asarotana sy tsy fahampiana no azahoan’izy ireo ny RIZIK. Sady ao anatin’ny faribolan’ny biby, dia ny fanomezana RIZIKY avy amin’ny harenan’ny famindram-po ny ALLAH izay madio sy tongalafatra ary malemy fo ho an’ny zanaka biby miaraka amin’ny fahalemeny sy tsy fahafaha-manoatrany; Ny RIZIKY maparikoriko-ny bibidia izay azony tsy ara-dalana sy feno hasarotana dia mampiseho fa: NY FITIAVANKARENA DIA MITERAKA FILANA(mitondra tsy fananana); FA RAHA NY FANETREN-TENA SY FAFAHAM-PO DIA MANINTONA FAMINDRAM-PO AVY AMIN’NY ALLAH

No Voice