NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 28
(1-47)

Sady ny ao anatin’ny faribolan’ny olombelona, ny foko JWIFE dia mifikitra amin’ny tontolo miaraka amin’ny fitivan-karena sy miraikitra ampitiavana amin’ny fiainana eto antany mihoatra ny foko rehetra hafa, ny fazahoan’izy ireo ny fanjakan’ny zanabola feno hasarotana izay manome tombontsoa kely ho azy fa nangoniny ho haingo fotsiny tsy aradalana izay nazahoan’izy ireo ny fahafahambaraka sy fahantrana sy famonoana sy famadihana avy tamin’ny olona rehtra, izany dia mampiseho fa: ny fitiavankarena dia mahatonga ny fahafahambaraka sy fahaverezana.

Sady ny olona tia harena dia tena maro isaky zavamitranga izay ilatsahany anatin’ny fahaverezana,ka lasa toy ny ohabolana hoe

 اَلْحَر۪يصُ خَٓائِبٌ خَاسِرٌ  Dia fahamarinana izay neken’ny olona rehehtra.Raha izany dia,raha ohatra ka tena tianao ny harena dia aza atao ampitiavankarena, fa na mety atao ampahafahampo no ilavanao azy mba ho tonga maro aminao

No Voice