NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 30
(1-47)

Izany dia hoe, ity tontolo ity dia tranombahinin’ny Tompo be indra-fo,ary ny tany dia lataba-tsakafo  ny indrafo. Ary ny toerana ireny dia ny aavon’ny harena sy ny aavon’ny fanomezana.

Sady eo amin’ny asa izaya farany kely dia ahatsapany olona rehetra ny fiantraikan’ny fitiavankarena

Ohatra: rehefa amin’ny fotoana ilavan’ny mpangataka zavatra, ka ny mpangataka izay misiska amin’ny fitiavankarena dia ho jerena fotsiny ary tsy homena; ny mpangataka iray hafa izay tsy mpanambony tena dia omena ampamindram-po,ary tsapan’ny rehetra ao ampony izany. Sady ohatra koa: lasa ny torimasona, kanefa anao mba te hatory, raha ohatra ka tsy ampiasainao loha ilay izy dia mety ho tonga ny Tory nao. ,Fa raha ohatra ka miaraka amin'ny fitiavana tafahoatra ny tinao tongavany,dia miteny anao hoe," ah atory amzay aho" "atory amzay aho", dia hoatrany mandroaka ny torimaso nao rehetra ianao.
No Voice