NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 32
(1-47)

Na dia manana voka-tratsy sy mampidi-doza otr’zao aza ny fitiavan-karena,nahoana no anaovanareo zavatra mahamenatra rehetra sy tsy mjery hoe halal sy haram fa dia mankasitra ny zavatra rehetra ary maro amin’ny zavatra ilaina amin’ny fiainana any ankoatra ho foinareo; na dia ny ZAKAT izay andry manandanjan’ny finoanaislam dia iatahanareo noho ny fitiavankarena ?... kanefa ny ZAKAT dia mitondra fahasoavana sy manalavitra ny loza voa-janahary hoan’ny olona tsirairay .Ny olona tsy manome ZAKAT dia azo antoka fa ho very fananana mitovy lanja amin’ny ZAKAT izy; na ho lanim-poana; na ho hisy loza voa-janahary tonga dia maka azy.

Ao anatin’ny nofy marina,tamin’ny faha dimy taonan’ny ady lehibe voalohany dia nipetraka tamiko ny fanontaniana:

---- Inona ny antony hanoanana,very fananana ary ny enta-mavetra arabatana izay voa ny mpino islam?

No Voice