NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 31
(1-47)

Sady ohatra koa: Noho ny antonjavatra goavana be no hiandrasanao olona iray miaraka amin'ny filavana tafahoatra,dia miteny anao hoe," Mbola tsy tonga foana" "mbola tsy tonga foana",farany dia ho laniny ilay filavana tafahoatra ny faharetanao ka mitsangana anao dia lasa mandeha,kanefa iray minitra aorian'ny nadehananao dia tonga ilay olana,fa efa simba ny zavatra goavana izay niandrasanao an'ilay olona.

Ity ny zavamiafina anatin'izany io zava-nitranga io: nahoana no ny mofo anakiray izay avy amin'ny tany famokarana, nojinjaina, fikosoham-bary,dia tokony mila laforo; dia hoatran'izany koa ny eo amin’ny fandrindran-javatra dia misy firindrana maro tokony ho tandremana. Noho ny tsy fitandremana sy tsy fanarahany amin’ny dingan-javatra nohony anton’ny fitiavankarena dia tsy manatanteraka ny firindra ao amin’ny dingana ara-tsaina, na izy mitsambikina dia ka latsaka, na koa mandingana ny dingana anakiray ka tsy tonga any amin’ny tanjony

Ry rahalahy izay mamo amin’ny olan’ny fiainana sy ny fitiavankarenan’ny tontolo.
No Voice