NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 34
(1-47)

Izany ora iray izany dia very niaraka amin’ny ora sasany rehetra.Allah dia nampanao anay karazana vavaka ampiofanana ara-miaramila,tari-dalana sy ankazakazaka nandritra ny dimy taona mba ho fanefana.’’ Hoy aho.

----Fanamarihana 1 : izany hoe ray ampaha folon’ny harena vaovao izay tahaky ny vary isan-taona

----Fanamarihana 2: izany hoe avy amin’ny efapolon’izay nomeny Allah teo aloha: amin’ny ankapobeny sy farafaharatsiny dia isantona, omeny folo venty avy amin’io efapolo io amin’ny alalan’ny tombom-barotra sy taranaky ny biby fiompy

Dia tonga saina aho, nandinika, dia tsapako hoe: Ny ao anatin'ny nofy izany dia miraikitra fahamarinana goavana. Ao anatin'ny teny faha dimy ambiroaapolo, araky voalaza sy voaporofo eo amin’ny fifampitahana ny fandrosoana sy lalan’ny Qur’any,ao amin’ny fiainana ara-tsosialy ny olombelona, ny fototry ny tsy fitondran-tena maloto sy korontana dia teny anakiroa:

Ny iray dia: "rehefa voky aho, dia na matin'ny hanoanana azay hafa any dia tsy ampiasaiko loha"

No Voice