NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 35
(1-47)

Ny iray faharoa:" anao miasa, fa zaho ihinana fotsiny."

Ny zavatra manohana io teny io dia ny zana-bola sy ny tsy fandoavana ZAKAT

Ny vahaolana anakiray izay afaka mitsabo an’ity aretina ara-tsosialy anakiroa izay mahery vaika ity dia ny fampiharana ny famoahana ZAKAT amin’ny ankapobeny sy fandrarana ny zana-bola. Sady tsy ny tsirairay sy ny fiarahamanonina fa mety ny fototra izay tena manandanja eo amin’ny fanatsarana ny fiainana feno asambarana ho an’ olombelona sy fototry ny fitohizan’ny fiainanan’olombelona dia ny ZAKAT.

Satria eo amin’olombelona,misy kilasy roa izay hoe mpanan-karena sy mahantra. Ny avy amin’ny mpanan-karena makany amin’ny mahantra dia ny famindram-po sy fikarakarana tsara; ary ny avy amin’ny mahantra eo anatrehan’ny mpanan-karena dia haja sy fankatoavana no ateraky ny ZAKAT. Raha tsy izany dia midina antampon’ny mahantra ny tsindry hazolena sy herisetra avy any ambony; dia miakatra avy any ami’ny mahantra makany ambony ny fankahalana sy fanoherana. Izany sokajin’olona roa izany dia hita eo amon’ny tolona ara-traina sy fifandiran’ady.
No Voice