NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 38
(1-47)

FAMARANANA

MOMBA NY FIFOSAFOSANA

بِاسْمِه۪   وَاِنْ مِنْ شَىْءٍ اِلَّا يُسَبِّحُ بِحَمْدِه۪

Ao anatin'ny teny faha dimy amby roapolo LELAFO voalohanay anatin'ny MIRAMIRANA voalohany ao anatin’ny teboka faha dimy ampahan’ny Qur’any avy amin’ny ohatry ny fanaratsina sy fandranany dia manana karazana enina izay maneho ny fanalana ny fifosafosana ampahagagana. Araky ny Qur’ani dia manambara tanteraka fa anisan’ny fahavetavetana ny fifosafosana,dia tsy namela fanazavana hafa mihintsy. Eny, tsy misy porofo intsony aorian'ny porofon'ny Kur'ani ; sady tsy ilaina koa.

Ka noho izany ity AYA

اَيُحِبُّ اَحَدُكُمْ اَنْ يَاْكُلَ لَحْمَ اَخ۪يهِ مَيْتًا

ity dia manaratsy an’izany faharatsiana izany amin’ny ambaratonga enina. Ary mandrara ny fifosafosana ankerisetra amin’ny ambaratonga enina. Ka noho io ampahan’ny Qur’any io mitodika tanteraka amin’nireo mpifosa dia miendrika ny zavatra ho avy ny dikany.

No Voice