NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 33
(1-47)

Dia niteny aho tanaty nofy:

 " Allah, misy fizarany iray ampahafolon'ny fananana

(fanamarihana 1), na koa fizarany iray ampahefapolon'ny fananana ( fanamarihana 2), ny iray amin'ny fananana izay navoakany dia nangatahiny taminay,ka hatramin’ny fankazaon’ny Fangatahana(douaa) izay ataon'ireo mahantra sy iarovany avy amin’ny fankahalana sy fialaonana.

Izahay koa dia nakikitra ka tsy nanome noho ny fitiavankarenanay. Ka Allah dia naka telopolo ampahefapolo, folo ampahavalon’ izay voahangonay. Sady ray volana isantaona fotsiny no hanoanana mananantony fitompolo nitakiny taminay. Izahay dia nalahelo ny tena nay; dia tsy voan’ny hanoanana izay mandalo sy mahafinaritra izahay. Allah dia nampanao anay anterivozona karazam-pifehezana izay manana loza fitompolo miafina nandritra ny dimy taona mba ho sazy ho anay. Sady iray ora ao anatin’ny efatr-ambiroa-polo ora fotsiny izay mahafinaritra sy ambony, misy hazavana sy ilaina amin’ny fanompoana any Tompo no nitakiny taminay. Dia nanangana hakamoana izahay ka tsy nanatanteraka izany fanompoana sy fitalahoana.
No Voice