NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 25
(1-47)

NY LAFINY FAHA ENINA: Ny fiainana ara-panahy sy ny fomba fanompoana mendrika dia miozongozona noho ny hery loha sy fahavaloana. Satria ny antony fahavotana sy ny zavatr mahatonga ny fahavotana izany hoe "ihlas" dia manjavona. Satria kosa ny groupe mitazona ny hery loha dia maniry ho manana toerana avo mihoatra ny fahavalony eo amin’ny asasoany, Kanefa raha ny ten marina dia tsy afaka mahatratra ny asasoa noho ny anton’ny Allah izy, sady misafidy ny groupe-ny izay mpitsara sy ny mpifandray fa tsy afaka mitsara ankamarinana. Ka very miaraka amin’ny fahavaloana sy tsy fifankazahoana ny famendrehana(IKHLAS) sy fitsarana ankamarinana izay andrin’ny asasoa sy ny hetsika tsara.

Ity fizarana faha enina ity dia lava tena lava. Fa saingy tapahanay fohy noho ny toerana misy azy voafetra.

No Voice