NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 22
(1-47)

- Misy tantara iray mety hakana lesona: Avy tamin’ny foko mpifindra monina dia nisy karazan foko atao hoe HASENAN ka ny mpifahavalo hono ny karazana taranaka anakiroa tao anatin’ny, fa na dia efa nihoatra ny dimapolo aza ny isan'ny vahoaka maty tamin’ny tsirairay ka refa tonga teo anatrehan’izy ireo ny foko tahaky ny SIPKAN na koa HAYDERAN izay fahavalo avy any ivelany dia nifanampy ny foko anakiroa izay niady teo aloha ary tsy nahatsiaro ny fifahavaloana izay nisy tao anatin’izy ireo hatramin’ny nandresen’izy reo an’ilay fahavalo avy ivelina izany.

Ry anareo izay mpino! Eo anatrehan'ny fokony ny izay mpanana IMANY dia fantrareo ve firy ny fahavalo te hanafika? Mitovy ny hoe samy ao anatin’ny faribolana iray dia misy faribolana maro mhoatra ny zato,ka eo anatrehan’ny tsirairay mitambatra ho ray(mifanampy) ka mfanome tanana rehefa mila miaro tena de mba mifanentana amin’ny mpino ve izany hoe mtazona groupe manana finiavana ratsy sy hamafisan-doha feno fahavalo izay manamora ny fanafihan’ny fahavalo sy manokatra ny varavaran’ny toerana masin’ny islamo,Mety misy karazana fahavalo 70, sambory manomboka amin’ny fahaverezana sy tsy fananana finoana ka hatramin’ny tontolon’ny KAFIR, ka hatramin’ny karazan’ny tahotra ny zao tontolo izao sy loza voa-janahary, izay manana tranga tsirairay eo anatrehanareo, ny fijeren’ny tsirairay izay ankatezerana sy ankavinirana.

No Voice