NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 26
(1-47)

Ny LOHA-TENY FAHA ROA:

 




اِنَّ اللّٰهَ هُوَ الرَّزَّاقُ ذُو الْقُوَّةِ الْمَت۪ـينﭮ  

وَكَــاَيِّنْ مِنْ دَٓابَّةٍ لَا تَحْمِلُ رِزْقَهَاﮍ  اَللّٰهُ يَرْزُقُهَا وَاِيَّاكُـــﮥْﮌ وَهُوَ السَّم۪يعُ الْعَل۪يمُ 


Ry ianareo izay mpino, araky ny loha-teny tao ambony, tena tsapanao tsara hoe atraiza ny vokadratsin'ny fifahavaloana. Ary fantaro koa, Ny fitiavam-bola koa dia anisan’ny aretina tena mahery sy mampidi-doza hoatra ny fahavalo koa eo amin’ny fiainan’ny islamo. Ny fitiavam-bola tafahoatra dia miteraka fahadisoam-panantenana; dia aretina sy fahambanian-tena; ary mitondra fahantran sy tsy fananana. Eny,ny foko JWIFE dia manafika ny tontolo mihoatra ny foko hafa sasany,io fanambanian-tena sy fahantran’io foko dia vavolom-belona mandresy lahtra amin’izany teny izany

No Voice