NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | NY HAFATRA MOMBA NY FIRAHALAHIANA | 42
(1-47)

NY FIFOSAFOSANA DIA AZO ATAO AMIN’NY TRANGA MANOKANA:

NY IRAY: Dia miteny ampitarainana amin’ny mpiandraikitra, mandrapaha hanampiany azy anala ilay haratsiana, ilay fahotana avy aminy sy mba hivoahany fitsarana marina.

NY IRAY KOA DIA: Misy olona iray maniry ny hiara hiasa amin’olona iray hafa, dia miara miombona aminao, ianao koa, noho ny asasoa ampahadiovam-po mba hanome lanjan’ny fiombonona izay natao, raha miteny hoe: “ aza miara-miasa amin’imy ianao,satria ho hisy fiantraikany aminao”.

NY IRAY KOA DIA: Ny tanjony dia tsy faniratsirana sy tsy fampisehoana ny tsy fahampiany eo anatrehan’ny olona,fa mety famaritana sy fampafantarana, raha miteny izy hoe:”lasa any amin’ny toerana izay tsy fantatra any ny kilema sy mpirenireny iny.

No Voice